<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><hymn_number>52</hymn_number>
<lyrics>[V1]
 Efa akaiky Jeso Tompo
 Ilay Mpamonjinao,
 Indro, tamy Kristy Tompo,
 Avy ho anao ;
 Dia tano mafy tsara
 Izay anananao ;
 Lova soa, tsara fara,
 Indro, ho anao.

[V2]
 Efa akaiky ny Mpamonjy
 Ta-handray anao ;
 Jeso Kristy mahavonjy
 No sakaizanao ;
 Dia tano ..sns.

[V3]
 Efa akaiky ny Mpitsara,
 Izay hitsara anao ;
 Jeso Kristy raiso tsara
 Mba ho havanao ;
 Dia tano ..sns.

[V4]
 Aza mba mangataka andro
 Hibebahanao ;
 He, mazava anio ny andro
 Mba hidiranao :
 Dia tano ..sns.</lyrics>
<title>Efa akaiky Jeso Tompo FFPM52</title>
<author>P.P. Bliss</author>
</song>